Ianao

1 - English
2 - Malagasy 
(Original)

© Written and composed by : Mandrantohery "Goul" Andriamihanta / Translated by : Mihary Lu

1 - YOU

Mmm Mmm Mmm
Mmm Mmm Mmm

A voice among others
A melody i can't confuse
That’s what you are for me

A color among many
A color i can't mix up
That’s what you are for me

Unique
That i can't mingle
I have made a little song for me
Nonesuch
That i won't exchange
I have made a little song for me
I have made a little song for me

Mmm Mmm Mmm
Mmm Mmm Mmm

2 - IANAO

Mmm Mmm Mmm
Mmm Mmm Mmm

Feo iray tao anatin’ny maro
Feo iray tsy haiko ho hafangaro
Ho ahy ianao
Ho ahy ianao

Loko iray tao anatin’ny maro
Loko iray tsy haiko ho hafangaro
Ho ahy ianao
Ho ahy ianao

Tokana
Tsy hafangaro
Nataoko kalokalo ho ahy
Tokana
Tsy atakaloko e
Nataoko kalokalo ho ahy
Nataoko kalokalo ho ahy

Mmm Mmm Mmm
Mmm Mmm Mmm